| Entry | 1 miala safay |
| Elementary words | 2 miala, 3 safay |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 (manao alasafay no fampiasa matetika indrindra) Manao kely foana fa tsy tena manao mba ho fialana tsiny fotsiny: Oadray! ry Koto, izao ve mba fafa trano e! niala safay fotsiny ianao fa tsy tena namafa [1.1] |
| Explanations in English |
6 to trifle, to act perfunctorily, to do a thing for mere appearance's sake. [1.2] 7 to work for appearance's sake only [1.7] |
| Explanations in French |
8 travailler pour la bonne forme seulement [1.8] |
| Synonyms | 9 manao alasafay, misafay |
| Proverbs | 10 Proverbs containing that word |
| Updated on 2025/09/12 |
|